| Entrée | 1 fitsapahana |
| Radical | 2 tsapaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|