Entrée fitsantsanana (tsantsana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanenoana mikarantsana: Ny fitsantsanan' ny kipantsona
Famailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa: Tsy fitsantsanam-bavan' izay vehivavy re izany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20