|
|
|
|

Teny iditra1  fitsanganana
Fototeny  2 tsangana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa.
5 Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity.
6 Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12