|
|
|
|

Teny iditra1  fitsamontsamonana
Fototeny  2 tsamontsamona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanapoapoahana na fampitsefotseforana ny molotra rehefa mihinana: Mitory tsy fahalalam-pomba ny fitsamontsamonana eo ampihinanana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12