Entrée (1/2) | 1 fitsakana |
Radical | 2 tsaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1] |
Synonymes | 5 fitsaka |
Entrée (2/2) | 6 fitsakana |
Radical | 7 tsaka |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [1.1] |
Anagrammes | 10 afantsika, 11 fanatsika, 12 fanitsaka, 13 fitsakana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |