Entrée | 1 fitsabaka |
Radical | 2 tsabaka |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin' ny tanana, na miditra amin' ny toerana iray, na miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany Azo tsabahina: Tsy fitsabaka, rankizy, ny hanina na ny rano sotroina [1.1] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |