|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsabahana |
| Fototeny | 2 tsabaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fangaronana amin' ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina.
5 Fidirana amin' ny toerana iray: Voarara ny fitsabahana amin' ny trano misy mararin' areti-mifindra. 6 Fiditridirana amin' ny raharahan' ny sasany: Tsy anjaranao ny fitsabahana amin' ny raharahan-tokantranonay. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|