| Entrée | 1 fitrongy |
| Radical | 2 trongy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera... [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|