Entrée fitranitrany (tranitrany)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05