| Entrée | 1 fitosiana |
| Radical | 2 tosy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana na hierenampitia amin' ny olona ifampiresahana: Endre izany fitosian' i Bao kely amin-dreniny raha misy zavatra angatahiny [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|