|
|
|
|

Entrée1  fitorahana
Radical  2  toraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fanipazana vato (na zavatra hafa) amin' olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray. / Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny
Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay [1.1]

Anagrammes  5 firotahana, 6 fitoharana, 7 fitorahana, 8 fitroahana

Mis à jour le 2025/09/12