|
|
|
|

Teny iditra1  fitopazana
Fototeny  2 topy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny fijerena kely miserana, fiantefan-javatra: Ny fitopazan' ny masony fotsiny teny amiko dia ampy nankahery ahy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12