Entrée fitontohitra (tontohitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05