Entrée fitongilana (tongilana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitongilana, izany hoe mirona, mihilana, miraika; firona, fihilana, firaika [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05