|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mitomboka, izany hoe misy tomboka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 sary vita fitomboka

Teny iditra (2/2)6  fitomboka
Fototeny  7 tomboka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Soratra sy sary voasokitra amin' ny fingotra, izay tsindriana amin' ny ranomainty natokana ho amin' izany, ka atomboka amin' ny taratasy ary dia mamerina ilay soratra sy sary. (Ny fitomboka dia mazàna atao ho fanamarinana ny maha-ara-dalàna ny taratasy misy azy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 cachet. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09