|
|
|
|

Teny iditra1  fitohizambalala
Singan-teny  2 fitohizana, 3 valala
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan' ahitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 The name of an herb used in stringing locusts together. Same as fitoiakolatsa. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 (de fitohizana, racine tohy, ce qui sert à enfiler ; et valala : sauterelles). Nom de diverses Cyperaceae dont la tige est employée par les enfants pour enfiler les sauterelles et autres petites proies lorsqu'ils vont à la chasse. Surtout : Cyperus compactus Retz. et Pycreus polystachyos (Rottb.) P. Beauv. (Cyperaceae). La décoction des souches de ces plantes est administrée comme odi-kibo, remède contre les maux de ventre.. [Merina] [1.196]
Ohatra  8  Raha ny filaharan' ny ravin' ny zozoro na ny herana na ny fitohizambalala kosa no dinihina, dia ho hita fa misy ravina telo amy ny indray manodidina ny taho. [1.357#5]
Voambolana  9  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09