|
|
|
|

Teny iditra1  fitoforana
Fototeny  2 tofotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidònana, fipòhana: Ny fitoforan' ilay lakana tamin' ny harambato no nahavaky azy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fifotorana, 6 firofotana, 7 fitoforana, 8 tafoforina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12