|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitobohana |
| Fototeny | 2 toboka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 équilibre.
[1.13] |
| Ohatra |
5 Nony avy nampirimpirin-trano teo Rasoa, tsy nahandry ny fahatongavan' izy roalahy, ka indry nivoaka ny trano nihazo ny lalana andrefan-tanàna, nankany amin' ny tanim-pasika fitobohana horompotsy.
[2.470]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|