| Entrée | 1 fitobiana |
| Radical | 2 toby |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fiangonana, fitangoronana: Eto no fitobian' ny mpianatra kilasimandry alohan' ny handeha hitsangantsangana Filasiana: Mampitebiteby ny vahoaka ny fitobian' ny fahavalo tsy lavitra ny tanàna Fiavosana, fiavovonana: Maharikoriko ny fitobian' ny fako eto akaikin' ny trano eto [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|