|
|
|
|

Teny iditra1  fitobahana
Fototeny  2 tobaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitopazan' ny rano fzay mihoa-pefy: Ny fitobahan' ny rano amin' ny siny. / Mikisaha fa tsy hitahita akory ny fitobak' iny rano mangotraka entin' Ikoto iny.
5 Habetsahana sesehena: Endre izany fitobahan' ny vary ao an-tsena! Fararano tokoa ny andro. [1.1]
Tovy hevitra  6 fitobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12