|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitifitra |
| Fototeny | 2 tifitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitifitra na mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika.
5 Azo tofirina. [1.1] |
| Ohatra |
6 Nahitsy kendry ilay kavia fitifitra, ka mba voany tsara ihany koa ny anjara olony.
[2.472#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|