|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiterahana |
| Fototeny | 2 teraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famoahana zaza avy ao an-kibo: Saro-piterahana, hono, Rasoa tamin' ilay zanany farany tao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of giving birth
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de mettre un enfant au monde
[1.8] |
| Mpanahaka | 7 fahaterahana |
| Fivaditsoratra | 8 fiatrehana, 9 firetahana, fiterahana, 10 tafaherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|