|
|
|
|

Teny iditra1  fitelina
Fototeny  2 telina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitelina na managorodana, mamarina zavatra any an-tenda.
5 Azo atelina: Tsy mba fitelina ny vato. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12