Entrée fitehafana (tehaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampikatrohana ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: arahabao amin'ny fitehafana ny mpitandro vaovao eto amin'ny fokontany!
Famelezana amin'ny felatanana, famelezana tehamaina: hovidinao lafo iny fitehafanao ny zanako iny [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20