|
|
|
|

Teny iditra1  fitefohana
Fototeny  2 tefoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fipoahana; firefotana: tsy raharahako ny fitefohan'ny basy fa mandroso ihany no fantatro. . [1.1]

Fivaditsoratra  5 fifetohana, 6 fitefohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12