|
|
|
|

Teny iditra1  fitazona
Fototeny  2 tazona
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy mamela handeha na hiala..
5 Azo tazonina.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11