| Entrée | 1 fitapitapy |
| Radical | 2 tapitapy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomban'ny olona na zavatra mitapitapy, izany hoe tonga miatoato, tsy iray migorodana fa tsirairay na manao andiany ka misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara. [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|