|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitantana |
| Fototeny | 2 tana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitantana na manohana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo ampamindrana miaraka amin'ny tena: Toy izao no fitantana ny zaza. .
5 Fomba entina mitantana, izany hoe mizara (vola, hena, vary, sakafo) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Atoroy ahy ny fitantana ny hena fa tsy haiko. . 6 Azo tantanana.. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|