Entrée | fitanondrehana (tanondrika) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiondrehan'ny loha noho ny alahelo, na ny hasasarana, na ny hanoanana: Hontsa aho nahita ny fitanondrehan'izy telo mianaka tsy nihinankanina hateloana. [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |