|
|
|
|

Teny iditra1  fitangitrika
Fototeny  2 tangitrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran'ny zavatra mitangitrika, milentika any anaty tany, na miboiboika, mifantsitsitra avy ao anaty tany.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11