|
|
|
|

Teny iditra1  fitanehana
Fototeny  2 tanika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano.
5 Fampiempoana: Fitanehana menaka.
6 Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka. [1.1]
Ohatra  7  Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117#]
Lahatsoratra  8 Randzavola: fitanehana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  9 fehi-tanana, 10 fehy tanana, 11 fitanehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12