| Entrée | 1 fitandroana |
| Radical | 2 tandro |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana): Mba ho fitandroana ny fihavanana, dia vonona hamela ny hadisoanao aho [1.1] |
| Synonymes | 5 fitandrovana |
| Anagrammes | 6 fitandroana, 7 ifandrotana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|