|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitandro |
| Fototeny | 2 tandro |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mitandro na mitandrina, mitsimbina (fihavanana, voninahitra)..
5 Azo tandrovina.. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 6 fitandro, 7 fitondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11 |
|