Entrée fitampina (tampina)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny zavatra mitampina, misy tampina: Mividiana vaovao fa mampihomehy ny olona ny fitampin' iny palitaonao iny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31