| Entrée | 1 fitakiana | 
| Radical | 2 taky | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fakana amin'ny fomba hentitra amin'olona ny zavatry ny tena any aminy (na vola notrosainy izany na zavatra nindraminy): Fitakiana trosa. Fakana amin'ny fomba hentitra zavatra tsy maintsy aleany: Fitakiana hetra. [1.1] | 
| Citations | 5 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |