Entrée fitaingenana (taingina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. [1.1]
Explications en anglais The act of riding astride, the act of riding [1.7]
Explications en français Action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette [1.8]

Mis à jour le 2023/01/20