|
|
|
|

Teny iditra1  fitaina
Fototeny  2 taina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay.
5 Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina. [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 fañitia, 8 fitaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02