Entrée fitaika (taika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05