|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisotro |
| Fototeny | 2 sotro |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
5 Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo. 6 Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [1.1] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fisotro, 9 tsirofo, 10 tsofory |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|