|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fisosona |
| Fototeny | 2 sosona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|