|
|
|
|

Teny iditra1  fisosohana
Fototeny  2 sosona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fananana sosoka na fanampiana lamba rovitra na marambato mba hitovy tantana: Hampihena betsaka ny vidiny ny fisosohan'itỳ palitao itỳ.
5 Fankanesana ho eo amin'ny toeran'olon-kafa iray: Tsy nahateny ny olona nahita ny fisosohan'ilay vahiny tsy fantatra teo amin'ny toeran' ny filoha.
6 Fisalovanana eo anoloana: Mahasosotra ahy ny fisosohanao eo anoloako.
7 Fitsabahana amin'ny raharahan'ny sasany: Tsy ilaiko akory ny fisosohanao amin' ny raharahako. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12