|
|
|
|

Teny iditra1  fisonenehana
Fototeny  2 sonenika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandihizana misosa moramora, tsy mikoropadropaka, milamina sy ara-dalàna tsara: Endre izany fisonenehan'ny zana-drazana manao tsipisandry sy velatanana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08