|
|
|
|

Teny iditra1  fisompatra
Fototeny  2 sompatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misompatra na manao izay hahavoa ny sasany, manimba, mihetraketraka..
5 Azo somparana na simbana, asiana ratsy.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12