|
|
|
|

Teny iditra1  fisolana
Fototeny  2 sola
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fanakakasana ny loha tsy hisy volo: anisan'ny dingana voalohandohany amin'ny firosoana ho pretra ny fisolana taloha. . [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12