Entrée fisokafana (sokatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina.
Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity.
Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao.
Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20