Entrée fisodihana (sodika)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny hitotoana azy; fikendrikendren'ny papango na ny hitsikitsika zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany; fisoneniky ny olona mandihy eo am-pandihizana. [1.1]
Explications en français Action de séparer les fibres, défibrage [1.196]

Mis à jour le 2023/01/20