| Entrée | 1 fisintahana |
| Radical | 2 sintaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fialana ny tokantrano, fisarahana amin'ny vady: Ny vehivavy no manao fisintahana fa tsy ny lehilahy akory. [1.1] |
| Anagrammes | 5 fihantsiana, 6 fisintahana, 7 ifantsihana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|