Entrée fisiana (isy)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" [Rajemisa 1985]
Traduction française existence [SLP 1986]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31