|
|
|
|

Teny iditra1  fisetrasetrana
Fototeny  2 setrasetra
Sokajin-teny  3  anarana
Fitokoavana  4  Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470#]
Fanazavàna teny malagasy  [2.470#]
Ohatra  5  Olona matanjaka sy mahery fo ihany I Dada fahiny izay, nefa tsy nahaleo ny fisetrasetrana nahazo azy teo amin' ny fiainana maha tantsaha azy: maty namela antsika ho kamboty izy. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12