|
|
|
|

Teny iditra1  fisesehana
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fidirana mirohotra an-keriny: Tsy tafiditra tao amin'ny trano fanaovam-pety aho noho ny fisesehan'ny olona.
5 Hafenoan-javatra be loatra toa naiditra natao letrezana: Tsy ahitana hipetrahana ny fisesehan'ny entana ato an-tranonareo.
6 Fihinanana manao be ambosika: Harary ity zaza ity noho ny fisesehany hanina be loatra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08